1 CH Malagasy

Transcrição

1 CH Malagasy
TANTARAN’NY
FIANGONANA
Tsarovy fandrao adinonao
ireo zavatra lehibe nataon’Andriamanitra tamiko
Nandidy ireo Olomasina
ny Tompo mba “hitana ny
tantara sy ny rakitsoratra
ankapoben’ny fiangonana
momba ny zava-drehetra izay
mitranga ao Ziona … Ary koa ny
momba ny toe-piainany, ny
finoany ary ny asany”
(F&F 85:1-2)
y asa fanaovana ny tanatan’ny
Fiangonana dia mampanakaiky
kokoa an’ireo mpikambana amin’i Kristy
amin’ny alalan’ny fanampiana azy ireo:
N
 Hahatsiaro “ny mahalehibe ny
zavatra efa nataon’ny Tompo” (pejindohatenin’ny Bokin’i Môrmôna).
 Hampitombo ny fanantenany sy ny
fahatokian-tenany vokatry ny
fahafantaran’izy ireo ny momba ireo
olona hafa izay niatrika olana ary
nandresy izany tamin’ny alalan’ny
fanampian’ny Tompo.
 Hianatra zavatra avy amin’ny tantara
mba hisorohana ny fiverimberenan’ny
hadisoana.
 Hanana fahatsapana ho manana ny
maha-izy azy sy ho manana lova.
Inona no azonao atao?
Rehefa any amin’ny tempoly na ny ivontoerana.mpaninjara, dia tsidiho ny
Ivontoeran’ny Tantaran’ny Fiangonana an’ny Vondrom-paritra (mifanatrika
amin’ny kantina), dia hanampy anao izahay hanao ny dingana manaraka.
Mba hahalalana bebe kokoa ny antsipiriany dia antsoy izahay amin’ny +27 (0) 11
645 1617 izahay na andefaso email amin’ny [email protected].
Amin’izay fomba izay dia hitahy ireo
taranaka amin’izao fotoana izao sy ireo
taranaka ho avy ny tantaran’ny
Fiangonana

Documentos relacionados

mifehy ny tandrifim-pahefana, ny fombafomba

mifehy ny tandrifim-pahefana, ny fombafomba Noho izany, hisy fomba fanaovana teti-pivoarana ifanarahana hiantoka ny fampidirana manontolo, ny fampirindrana ary ny fifamenoan’ireo fandaharan’asan’ny fampiasam-bolam-panjakana miaraka amin’ny a...

Leia mais

boky torolalana - Church of the Nazarene

boky torolalana - Church of the Nazarene nikatsaka ny ho mahatoky amin’izany. Nekeny ho toy ny azy ny tantaran’ireo olon’Andriamanitra izay voarakitra an-tsoratra ao amin’ny Testamenta Taloha sy Vaovao, ary izany tantara izany dia nitohy ...

Leia mais

Inona ny Filazantsara

Inona ny Filazantsara tamin’ny batisa ho amin’ny fahafatesana isika, mba ho tahaka ny nananganana an’i Kristy tamin’ny maty tamin’ny voninahitry ny Ray no handehanantsika kosa amin’ny fiainam-baovao. Fa raha nampiraisi...

Leia mais

CAB-02 Ilay Fahitana Tao Patmo.

CAB-02 Ilay Fahitana Tao Patmo. manana didy isika mba hitandrina ny andro voalohany amin'ny herinandro, izay Alahady. Ity ny marina momban'ny Sabata, izay midika hoe "fitsaharana." Hebreo 4:8, "Fa raha Josoa no nanome azy fitsah...

Leia mais