Olona 15 tototry ny trano, vehivavy iray afa-jaza

Transcrição

Olona 15 tototry ny trano, vehivavy iray afa-jaza
Olona 15 tototry ny trano, vehivavy iray afa-jaza
Extrait du Madagascar-Tribune.com
https://www.madagascar-tribune.com/Olona-15-tototry-ny-trano-vehivavy,4885.html
Ambohimanarina
Olona 15 tototry ny trano,
vehivavy iray afa-jaza
- Malagasy -
Date de mise en ligne : mardi 19 février 2008
Madagascar-Tribune.com
Copyright © Madagascar-Tribune.com
Page 1/2
Olona 15 tototry ny trano, vehivavy iray afa-jaza
Namela takaitra goavana tamin'ny faritra maro teto amin'ny Nosy ny rivo-doza « Ivan ». Teto an-drenivohitra dia
trano lehibe iray no nirodana teny Ambohimanarina, afak'omaly, tamin'ny 8 ora alina tany ho any. Trano misy rihana
iray ity nirodana ity ary tokantrano telo samihafa no mipetraka ao aminy. Ao ambony rihana ny tompon-trano izay
misy olona 9 mianaka. Ny ao ambany rihana kosa dia mpanofa trano misy olona telo avy.
Araka ny nambaran'ilay mpanofa trano tao ambany dia tamin'ny 8 ora alina tany ho any izy no nahatsirakitra ilay
trano mivava toa mitady hirodana. Toa mamovoka izany ilay trano ary niha-niletsy. Nandeha nivoaka moa izy mba
hilaza ny tompon-trano kinanjo fotoana fohy taorian'izay dia niletsy nidina ambany ilay trano. Tototry ny trano tao izy
15 mianaka. Samy niezaka nanavotr'aina nivoaka ny trano moa izy ireo. Olona roa no tena voa mafy. Ny iray
vehivavy lehibe, manodidina ny 50 taona , antsoina hoe Rasoazanany Marie Marthe ary ny iray hafa kosa dia ankizy
5 taona, antsoina hoe Safidy Nantenaina. Tsy afa-nitsangana mihitsy moa izy mianaka ireo satria voatototry ny «
béton » tamin'ilay trano. Ankoatr'izay dia nisy vehivavy bevohoka iray afa-jaza tsy fidiny. Nitondra vohoka teo amin'ny
roa volana teo ho eo moa ity vehivavy ity.
Araka ny fanampim-baovao azonay, dia vokatry ny hamandoana avy amin'ny trano fivoahana tsy lavitra ilay trano
misy rihana no nampihotsaka ity trano teny Ambohimanarina ity. Soa aloha fa tsy nisy aina nafoy tamin'ity
firodanan'ny trano ity.
Copyright © Madagascar-Tribune.com
Page 2/2

Documentos relacionados

Présentation PowerPoint

Présentation PowerPoint fomba hampitsaharana vohoka, arakaraka ny anona maro samihafa (haelan’ny vohoka, toe-pahasalamana, sns.). IVG AMIN’NY FANAFODY Fomba izay misy fihinanana pilina indroa, elanelanina 36 ora hatramin’...

Leia mais

famintinana ireo vaovao nisongadina nandritra ny

famintinana ireo vaovao nisongadina nandritra ny tanàna vaovao Lalao Ravalomanana na dia in’efatra fotsiny no nikasany haka ny toerana. Ny ekipan’i Lalao Ravalomanana dia nanao fanerena tamin’i Kolonely Joseph Ramiaramanana, lehiben’ny Delegasion...

Leia mais

Métier ce camps

Métier ce camps ilay pirámide aza adino mandrakariva ny manisy lavaka idiran’ny rivotra sary 2 3- Atangano eo indray ny hazo maina kely lava zay vao mialehibe,aza adino ny fidiran’ny rivotra sary3 4- Rehefa hitan’...

Leia mais

famintinana ireo vaovao nisongadina nandritra ny

famintinana ireo vaovao nisongadina nandritra ny nanambara fa ny fiverenan’ny fampianarana dia miankina amin’ny fisian’ny fivoriambe hafa ny 27 sy 28 aogositra ho avy izao. Raha nirona tamin’ny fanasongadinana ireo fepetra noraisin’ny minisiteran...

Leia mais

Voaroaka ny mpivarotra amoron-dàlana - Madagascar

Voaroaka ny mpivarotra amoron-dàlana - Madagascar Extrait du Madagascar-Tribune.com https://www.madagascar-tribune.com/Voaroaka-ny-mpivarotra-amoron,5081.html

Leia mais

NY RAHONA.

NY RAHONA. Tsy fanambarana no handikan-dry zareo ny Soratra Masina, ny Matio 24:27 ohatra: 27 Fa tahaka ny helatra (tselatra) avy any atsinanana ka hita hatrany andrefana, dia ho tahaka izany ny fihavian'ny Z...

Leia mais

famintinana ireo vaovao nisongadina nandritra ny

famintinana ireo vaovao nisongadina nandritra ny fahatapahan-jiro. Mifanohitra amin’ izay nefa no hita, fa vao mainka matetika izany no maharitra kokoa, nanomboka ny 15 oktobra. Ary fanampin’izany, tapaka koa ny rano. Vokatr’izany, dia nanomboka ...

Leia mais

Fiainana Taloha sy Fiovam-po.

Fiainana Taloha sy Fiovam-po. Edward. Avy eo dia nandeha niverina tany Jeffersonville izy hanatrika ny fandevenana, tonga taminy ilay fanontaniana, “Vonona ve ianao?” Tsaroany ny nitoamanian'ny dadany sy ny mamany ary ny fiantr...

Leia mais

The Acts of the Prophet. Rev. Pearry Green. Chapter 6. Malagasy

The Acts of the Prophet. Rev. Pearry Green. Chapter 6. Malagasy afovoan’ny “couronne” amin’ny fitomboka Krismasy fa sao mantsy mampiseho fomba fivavahana hafa.Fotoana fohy taorian’izany anefa,dia nanaparitaka sarina vehivavy anjely mitsoka anjomara ary dia nant...

Leia mais