PACES : Réciter vos cours avec une Mind Map !

Transcrição

PACES : Réciter vos cours avec une Mind Map !
PACES : Réciter vos cours avec une Mind Map !
PACES : mianatra tsianjery ny lesona miaraka amin’ny mind map !
La Mind Map constitue un outil extrêmement efficace en PACES. Elle permet
Ny Mind Map dia fitaovana tena mahomby tokoa amin’ny PACES. Manampy
l’extraction et la mémorisation des informations contenues dans n’importe
amin’ny fisintonana sy ny fitadidiana ny fahalalana rehetra misy ao anatina lesona iray izy na
quel cours. En plus, il s’agit d’une méthode amusante, créative et logique pour
inona izany na inona. Ankoatr’izany dia fomba fiasa mahafinaritra izy, mampahay mamorona
ary lojika mba handraisana sora-pitadidiana ny lesona nefa koa hamerenana tsianjery ny
prendre des notes en cours mais aussi réciter un cours car cette méthode vous
lesona satria ity fomba fiasa ity dia mamela anao hanao “endrika an-kisaritany” ny
permet littéralement de « cartographier » votre réflexion sur un cours de P1.
fieritreretanao momba ny lesona ao amin’ny P1.
Une Mind Map se construit comme suit : avec au centre le thème ou sujet de
la Mind Map en image et en mots, par exemple :
Toy izao ny firafitry ny Mind Map iray : eo afovoany ny lohahevitra na ny foto-kevitra
ijoroan’ny Mind-Map, an-tsary na an-teny. Ohatra :
–
Le thème principal abordé par le professeur ce matin ;
–
Une sous-partie du poly d’histologie ;
–
Le chapitre sur le membre supérieur en anatomie par exemple…
-
Ny lohahevitra fototra nohazavain’ilay mpampianatra tamin’ny maraina;
-
Ny Zana-pizarana tao amin’ny tahirin-kevitra mikasika ny “histologie”
-
Ny toko momba ny rantsam-batana ambony ao amin’ny “anatomie” ohatra…
Depuis ce centre, des branches en couleur irradient dans toutes les directions
Avy amin’io ivon-kevitra io, dia misy sampana marobe miloko, misandrahaka amina
en portant les idées principales sous forme de dessins et de mots-clés. Ces
hevitra fototra isan-karazany miendrika sary na teny manan-danja. Ireo sampana ireo indray
branches irradient à leur tour vers des idées secondaires, en image et mot-
dia mbola mizarazara mankany amina hevitra miitatra, an-tsary ihany koa na an- teny manan-
clé, etc.
danja,sns.
L’élaboration d’une Mind Map permet de transformer une longue liste de
Ahafahana manova ny lisitra lavabe sarotra sy mahasorena ny fananganana ny “Mind
données rébarbatives (les différents groupes musculaires et muscles
Map” (ny karazana vondron-kozatra sy ny hozatra mandrafitra ny retsika amin’ny soroka,
constituant l’articulation de l’épaule, liste des acides-aminés, …) en un
diagramme attrayant, coloré, logique et hautement structuré, en harmonie avec
lisitr’ireo “acides-aminés”…) amin’ny alalan’ny fanehoana an-kisary manintona, misoradoko, manaraka ny lojika ary voakaly tsara, mirindra manaraka fomba fiasa voajanaharin’ny
atidoha.
le fonctionnement naturel du cerveau.
Azo amboarina amin’ny tsy fampiasana afa-tsy takilan-taratatsy, pensilihazo-ranomainty na
La carte peut être dessinée en utilisant simplement une feuille de papier et des
loko ny endrika an-kisarintany.
feutres ou crayons de couleurs. Un tableau noir ou blanc, pendant une séance
kisarintany iray ny fampiasana fafana fotsy na mainty mandritra ny famerenan-desona
de travail collective, permet de travailler avec des amis sur la même carte.
Ahafahana miara-miasa amina namana amin’ny andri-
iombonana.
Na dia efa misy aza amin’izao fotoana izao fomba manaraka toetr’andro ahafahana
Même si il existe maintenant des applis pour en créer, les cartes datent de bien
manangana azy, efa nisy taloha elaben’ny fizarana mampiasa “smart-phones » ny endri-
avant la banalisation des smart-phones et se réalise plus facilement sur feuille
kisarintany ary mora tontosaina kokoa an-taratasy fotsy.
blanche.
La Mind Map, que l’on appelle aussi carte heuristique, a de nombreuses
applications potentielles en P1. Ses possibilités incluent :
Ny Mind Map, izay antsoina ihany koa hoe endri-kisary natokana ho an’ny fikarohana « carte
heuristique », dia azo ampiasaina amin-javatra maro ao amin’ny P1. Azo ampiasana azy
avokoa ny :

Fandraisana sora-pitadidiana lesona ;

la prise de notes ;

Ny fanamboarana ilay lesona amin’ny fomba hafa aorian’ny fampianarana;

la remise en forme de ces notes après un cours ;

Ny fanaovana tsianjery ny lesona amin’ny fampiasana ilay taratasy fotsy;

la récitation d’un cours par l’épreuve de la feuille blanche ;

Fanampiana amin’ny famintinana sy ny famerenana haingana ny lesona ;

l’aide au résumé et la révision rapide d’un cours ;

Fandalinana ny teny manan-danja, zava-dehibe indrindra amin’ny SHS (UE7)

l’identification de mots clefs, important notamment en SHS (UE7)

Fanasongadinan-damina eo amin’ny lesona iray na maromaro ;

Fanampiana amin’ny fianarana fitadidian-javatra amin’ny alalan’ny fitadidiana a-

la visualisation d’organisation d’un ou plusieurs cours;

l’aide à l’apprentissage mnémotechnique par la mémoire visuelle et
spatiale.
maso sy an-kabaka
1.
Petite Mind Map de la mémoire en P1
1.
Ny Mind Map kely ho fitadidiana amin’ny P1
Vous créez, organisez et concevez mieux ou davantage, plus vite et plus
Manorona ianao, mandamina, misaina tsaratsara kokoa, haingana nefa tsotra, ny
facilement, les informations d’un cours dans votre mémoire; la maîtrise d’un
fahalalana rehetra momba ny lesona ao an-tsainao ; ny fahafehezana ny lesona dia azo antoka
cours vous est assurée par la coexistence de la vue d’ensemble et des détails !
amin’ny fampiarahana ny fijery ankapobeny sy ny antsipiriany.
Ny ilabolana tsirairay ao amin’ny atidoha dia samy manana ny mampisongadina
Chaque hémisphère du cerveau possède des capacités dominantes. Or notre
azy. Manome vahana kokoa ny fampiroboroboana sy fampiasana ny ati-doha havia anefa ny
éducation et notre culture privilégient fortement le développement et
fampianarana azontsika sy ny kolontsaintsika, heverina mantsy fa voatokana hoan’ny
l’expression des facultés de notre cerveau gauche, considérant celles du
mpanakanto sy ny ankizy ny ilany havanana.
cerveau droit comme réserver aux artistes et aux enfants.

Documentos relacionados